1 line
331 B
Plaintext
1 line
331 B
Plaintext
\v 31 \v 32 Ary efa vôlaza iany kô hoe: 'Na iza na iza misaraka amin'ny vadiny, de ôka izy hagnome an'azy ny taratasy fisaraham-panabadena.' Fa Za kosa milaza am'nareo fa ze daôly misaraka amin'ny vadiy, afa-tsy noho ny fijangajangan, de mampijangajanga an'azy. Na iza na iza manambady an'azy afara'ny fisarany de mijangajanga. |