Avy akeo hisy leila rôy aigny an-tsaha - raika ho raisina, ary ny raika ho avela. Vevavy rôy no hitoto vary - ny raika ho raisina, ary ny raika ho raisina, ary ny raika avela. Noho zany de membena, fa tsy fantatrareo ze andro hevin'ny Tomponareo.