plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/29.txt

1 line
196 B
Plaintext

Ary raha vô afaka ny fahorena am'reo andro reo de ho maizigna ny masoandro, tsy hagnome ny hazavagny ny volana, hilatsaka avy aigny an-dagnitra ny kintana, ary hiozongozogna ny herin'ny lagnitra.