plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/23.txt

1 line
323 B
Plaintext

Fa raha misy ôla mitare an'nareo hoe: 'Indro, ty le Kristy' na, 'iry le Kristy' de aza mino an'zany. Fa ny Kristy sandoka sy ny mpaminagny sandoka de ho avy ary hampibôgna famantarana gedabe sy ra mahagaga, mbô hamitaka, raha azo atao, iôny fa na reo ôlom-bôfidy aza. Indro, efa notaraviko an'nareo melôn'ny fotôna.