plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/09.txt

1 line
260 B
Plaintext

Ka ho atolotr'zareo ho amin'ny fahoriana anareo ary ho voniny. Ho halan'ny firenena daôly anareo nohon'ny agnarako. Ary betsaka ny ho tafitôna, ary hifamadika sy hifankahala ny tsiraikaraika. Mpaminagny sandoka betsaka no hitsangana ka hamitaka ôla betsaka.