plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/16.txt

1 line
272 B
Plaintext

\v 16 \v 17 Amin'ino no tokony hampitahako ty taranaka ty? Zany de ôtran'ny ankizy milalao akaigny an-tsena, ze mipetraka sy mifampiantsoantso ka mitare hoe: 'Nitsoka sodigna ho an'nareo zahay , fa tsy nandihy nareo. Nagnano hira fisaonana zahay, fa tsy nitomany nareo.'