plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/10.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 10 \v 11 \v 12 Nagniraka nanapaka ny lôn'i Jaona takao an'dragnomaizina izy. Avy akeo nentina tamin'ny vilia ny lôny ary namena anle zaza vevavy ary nentina takeo amin'ny reniny zany. Avy akeo de tonga reo mpianany, niaka le faty, ary nandevigna zany tafaran'zany, de nande zareo ary nilaza tamin'i Jesosy.