plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/20.txt

1 line
363 B
Plaintext

Avy akeo ny renin'ny zanaka lan'i Zebedio nagnantona an'i Jesosy niaraka tam'reo zanagny. Niankohoka teo agnatrehany izy ary nangataka raha tamin'Azy. Ozy Jesosy tamin'azy hoe: "Ino irinao?" Ozy tamin'Azy hoe: "Mandidia mbô hioetrahan'reto zanako rô là reto, ny raika akeo an-tagnanao ankavagnana ary ny raika akeo an-tagnanao ankave, akao amin'ny fanjakanao."