plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/15.txt

1 line
289 B
Plaintext

\v 15 \v 16 Tsy manan-jo hagnano araka ze teko atao amin'ny ze anà ma Za? Se mialona ma anareo satria malala-tagnana Za? Ka ny farany de ho vôlôny, ary ny vôlôny ho farany." [Fanamarihana: Ny dikan-teny talô tsara ndrindra de mangala ny hoe: "Maro no nantsoina fa vitsy ny voafidy."]