plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/13.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 13 \v 14 Fa namaly le tômpon-tany ka nitare tamin'ny raika tamin'jareo hoe:" Ranamana, magnano ra tsy manjary aminao ma za. Tsy denaria raika ma ni nifagnaranao taminà? Raiso ze an'nao ary mandiana mande. Za de nifidy ny hagnome ho an'reo mpiasa nokaramaina farany ôtran'nao kô.