plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/08.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 8 \v 9 \v 10 Rafa tonga ny hariva, de niteny tamin'ny mpitandrin-draharahany le tômpon'le tanim-boaloboka hoe: "Antsovo reo mpiasa ary aloavo ny karzman-jareo manomboka avy amin'ny farany mankaigny amin'ny vôlôny. Rafa tonga reo mpiasa ze nalaina tamin'ny ora faha raikambefolo de nahazo denaria raika isanisany avy zareo. Rafa tonga reo mpiasa vôlôny, de nagnantegna fa ahazo mohôtra zareo, kanefa zareo de nahazo denaria raika isanisany avy.