plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/03.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 3 \v 4 Nivôka dre izy tamin'ny ora fahatelo ary natazagna mpiasa hafa nijangatsangana tao an-tsena. Ozy tamin'jareo hoe: "Anareo kô mandiana ankaigny amin'ny tanim-boaloboka, ary ze an-keviny marina de ameko an'nareo". Ka nandeha niasa zareo.