plt-x-sihanaka_mat_text_reg/20/01.txt

1 line
263 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Fa ny fanjakan'ny lagnitra de salan'ny tompon-tany ze nande ampôlakeka be hagnarama mpiasa ho an'ny tanim-boalobony. Rafa avy nifagnaraka tam'reo moiasa izy de denaria raika isan'andro ny karaman-jareo, de nalefany taigny amin'ny tanim-boalobony zareo.