plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/43.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 43 \v 44 Fantatro zao, raha fantatry ny tompo-tragno hoe am'firy alina no hiaven'ny mpangalatra, de ho niambina izy ary tsy namela ny tragnony ho vaky. Noho zany de tsy maintsy mivonona fôgna kô anareo, fa ho avy ny Zanak'Ôla amin'ny ora tsy ampozinareo.