plt-x-sihanaka_mat_text_reg/12/48.txt

1 line
341 B
Plaintext

\v 48 Fa namaly Jesosy ary nitare tamin'le nitare an'Azy hoe, "Iza no reniko ary iza reo rahalàko?" \v 49 Avy akeo nahijiny tamin'reo mpianagny ny tanany ary nitare hoe: "Jereo, fa ireto ny reniko sy reo rahalàko! \v 50 Fa ze magnano ny sitrapon'ny Raiko ze aigny an-dagnitra, de zany ôla zany no rahalàko, sy ny agnabaviko, ary reniko."