plt-x-sihanaka_mat_text_reg/06/05.txt

1 line
602 B
Plaintext

\v 6 \v 5 \v 7 Rafa mivavaka anareo, aza magnano ôtran'ny mpetsaravelatsy, fa zereo te mijoro sy mivavaka akeo amin'ny synagoga sy akeo amoron-dalana, ka mba mety ho itan'ny ôla. Lazaiko marina aminareo, fa zareo de efa nandray ny valisoany. Fa anareo, rafa mivavaka, midira akaeo amin'ny efa-tragnonareo. Hidio ny varavaragna, de mivava amin'ny mangingina. Avy akeo ny Rainareo ze maita akao amin'ny mangingina no hamaly soa anareo. Rafa mivavaka nareo, aza magnano teny betsaka tsy misy ilàgna azy ôtran'ny ataon'ny Jentilisa, ny amin'ny fiheverany fa ho regny zareo nony teny betsaka ze ataony.