plt-x-sihanaka_mat_text_reg/06/01.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 1 Mitandrema mba tsy hagnano ny asan'ny famarinanareo akeo agnatrehan'ny ôla anareo mba ho itan'izy reo, fa raha tsy zany de tsy hahazo ny valisoa avy amin'ny Rainareo ze akaigny an-dagnitra. \v 2 No zany rafa maneho fiantrana anareo, de aza mitsoka trompetra misarika ny hafa ôtran'ny ataon'ny mpiatsara velatsia ainy amin'ny synagoga sy eigny amin'ny lalana, ka mba mety hahazo ny fideran'ny ôla zareo. Lazaiko marina aminareo, fa izy reo de efa nandray ny valisoany.