1 line
332 B
Plaintext
1 line
332 B
Plaintext
\v 47 Raha mbola nitare Izy, de tonga Jodasy raika tam-reo rombefolo là. Nisy vahôka betsaka tonga niaraka taminy avy amin'ny leiben'ny mpisorogna sy reo loholona. Tonga niaraka tamin'ny hantsy be sy sabô zareo. \v 48 Ary nagnome famantarana an'azy reo le leila hamadika an'i Jesosy, magnano hoe: "Ze horoko no Izy. Sambory Izy." |