1 line
299 B
Plaintext
1 line
299 B
Plaintext
\v 20 Refa tongo ny hariva, de nipetraka nignana niaraka tamin'ny mpianatra rombefolo Izy. \v 21 Rafa nignana izy reo, de ozy Izy hoe: "Lazaiko marina aminareo fa ny raika am-nareo hamadika an'Ana." \v 22 Nalaelo zareo ary nanomboka nagnontany an'Azy ny tsirairay hoe: "Tsy mba zà miitsy ry Tompo?" |