plt-x-sihanaka_mat_text_reg/16/11.txt

1 line
302 B
Plaintext

\v 11 Nagnino no tsy azaôgnareo fa tsy momban'ny mofo no nolazaiko anareo? Miambena ary mitandrema amin'ny masirasiran'reo Fariseo sy Sadoseo. \v 12 Avy akeo azon-jareo fa tsy hitandrina amin'ny masirasiran'ny mofo no nolazainy an'azy reo, fa hitandrina ny amin'ny fampegnaran'ireo Fariseo sy Sadoseo.