plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/48.txt

1 line
416 B
Plaintext

\v 48 Fa ra misy mpanompo ratsy mitaré am-pony hoe: "Ela fiavy ny Tompo", \v 49 ka manomboka mamono reo mpanompo namany, sy mihinana ary misotro miaraka amin'reo mpimamo. \v 50 De ho avy ny tomponle mpanompony amin'ny fotôgna ze tsy ampoiziny ary amin'ny ora ze tsy fantany.\v 51 De ho tetitetehan'ny tompony izy ary hataon'ny salan'ny an'ny mpiatsaravelatsihy ny anjarany, ze hisy fitomagnéna sy fikotroha-nify.