plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/40.txt

1 line
236 B
Plaintext

\v 40 Avy akeo de hisy leila rôy aigny an-tsaha, ny raika raisina ary ny raika avela.\v 41 Vevavy rôy no hitoto vary, ny raika raisina ary ny raika avela. \v 42 Noho zany, de miambena, fa tsy fantatrareo ze andro iaven'ny Tomponareo.