plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/37.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 37 Salan'ny tamin'ny andron'i Noa, de ôtran'zany fôgna kô ny fiavian'ny Zanak'ôla. \v 38 Fa salan'ny tamin'reo andro mialoan'ny safo-drany de nihinana sy nisotro zareo, nanam-bady sy nampakarina mandra-patonganle andro nidirana takao anatinle sambo fiara, \v 39 ary tsy nafantatra na ino na ino ry zareo mandra-patongan'ny safo-drano ka nandringana an'azy daôly, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'ôla.