plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/32.txt

1 line
287 B
Plaintext

\v 32 Mianara ny lesona avy amin'ny aviavy. Ra vô hitanareo matoy ny sampana ary mamôka ravina, de fantatrareo fa manakeiky ny favaratra. \v 33 Salan'zany fôgna kô, ra matazagna an'zany ra daôly zany anareo, de tokony ho fantatrareo fa efa akeiky Izy. Akeo amin'ny vavahady mihitsy.