plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/26.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 26 Noho zany, ra mitaré aminareo zareo hoe: "Indro! Aigny an-efitra Izy, de aza mankeigny an'efitra. Na 'indro, aigny agnaty efitragno de aza mino an'zany. \v 27 Fa salan'ny varatra zay mitselatra avy aigny ambony ka mazava hatraigny andrefana, de ôtran'zany ny fiaven'ny Zanak'Olona. \v 28 Na aiza na aiza misy biby maty de aigny no hitangoronan'ny voltora.