plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/15.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 15 Noho zany, ra matazagna ny fahavetavetan'ny fandravana anareo ze nolazain'i Daniela mpaminagny de hitsangana akeo amin'ny tôrana masina anareo (ôka ny mpamaky hatakatra). \v 16 Ôka reo ze aigny Jodia hilefa ho aigny an-tanety. \v 17 Ôka ze akao an-tampo-tragny tsy hidigna hiaka ra avy akao an-dragnony. \v 18 Ary ôka ze aigny an-tsaha tsy hiverina hiaka ny lambany.