plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/06.txt

1 line
380 B
Plaintext

\v 6 Hareigny ady sy tatitr'ady anareo. Mitandrema mbô tsy hitebiteby anareo, fa tsy maintsy hitranga zany ra daôly zany; nefa tsy mbôla tonga ny farany. \v 7 Fa hisy firenena hitsangana hanohitra firenena, ary fanjakana hanohitra fanjakana. Hisy silaona sy horohoron-tany amin'ny tôrana samihafa.\v 8 Nefa zany ra daôly zany de fiandohan'ny fanaintainan'ny fiterana fôgna.