plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/03.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 3 Ra nipetraka teo an-tanetin'Oliva Izy, de nagnantona an'Azy mangingina reo mpianatra ary nitaré hoe: "Lazao aminay, vena reo ra daôly reo no hitranga? Inona no famantarana amin'ny fatongavanao sy ny fara-andro?" \v 4 Namaly Jesosy ary nikoragna tamin-jareo hoe: "Mitandrema mbô tsisy hamitaka an'nareo. \v 5 Fa maro ny oavy amin'ny agnarako. Ary hitaré zareo hoe: "Za no kristy, ary maro no ho vôfitaka.