plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/34.txt

1 line
398 B
Plaintext

\v 34 Rafa avy nempita zareo, de tonga taigny an-tanety takao Genesareta. \v 35 Rafa nafantatra an'i Jesosy reo leila takao am'zany tôrana zany, de nandefa hafatra taigny amin'ny faritra magnodidina daôly, ary nentin-jareo takeo amin'Azy ze ôla narary daôly. \v 36 Nitalaho tamin'Azy zareo mbô hafahan-jareo mikasika ny oron'ankanjony fotsiny iany, ary betsaka reo nikasika an'zany ka sitrana.