plt-x-sihanaka_mat_text_reg/14/22.txt

1 line
410 B
Plaintext

\v 22 Avy hatraigny de nasainy nankao amin'ny sambokely ary nande hialô an'Azy ho aigny ampita reo mpianany, raha mbôla nandefa reo vahôka Izy. \v 23 Tafaran'ny nandefasany an'reo vahôka, de nande niakatra taigny an-tanety rerika Izy mbô hivavaka. Rafa tonga ny hariva, de rerika teo Izy. \v 24 Ary ny sambo de efa lasa lavitra ny tanety, natopatopan'ny onja, satria nitsoka nanohitra an-jareo ny rivotra.