plt-x-sihanaka_mat_text_reg/24/37.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 37 Salan'ny tamin'ny andron'i Noa, de ôtran-zany fôgna kô ny fiavian'ny Zanak'Ôla. \v 38 Fa salan'ny tamin-reo andro melôn'ny safo-drano de nihinana sy nisotro zareo, nagnam-bady sy nampakarina mandra-patongan-le andro nidirana takao agnatin-le sambo fiara, \v 39 ary tsy nafantatra na ino na ino ry zareo mandra-patongan'ny safo-drano ka nandringana an'azy daôly, de ôtran-zany ny fiaven'ny Zanak'Ôla.