plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/20.txt

1 line
387 B
Plaintext

Ary reo leiben'ny mpisorona sy reo loholona nandresy lahatra ny vaoka mba hangataka an'i Barabasy, ary hampamono an'i Jesosy Nanontany an'jareo ny Governora hoe: "Iza amin'izy roa no teignao halefako ho anareo Hoy zareo hoe: "Barabasy" Pilato niteny tamin'jareo hoe: Ino no tokony ataoko amin'Jesosy ze antoigna hoe Kristy " Izy rehetra namaly hoe: "Fantsiho amin'ny hazofijaliagna Izy"