plt-x-sihanaka_mat_text_reg/21/23.txt

1 line
414 B
Plaintext

\v 23 \v 24 Nony nitsôfoka takao amin'ny tempoly Jesôsy de nagnatona Anazy ny leiben'ny mpisorona sy ny zokiôla ra nampianatra Izy ary nitare hoe: "FAhefana avy takaiza ma no anaovanao reny ra reny, ary iza no nanome an'nao zany fahefana zany?" Namaly Jesôsy ary nitare tamin-jareo hoe: "Hametrako fantanina raika iany kô nareo. Ra lazainareo Amina, de holazaiko aminareo ny fahefana anaovako an'reny ra reny.