plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/26.txt

1 line
261 B
Plaintext

\v 26 Noho zany de niondrika le mpiasa ary nenkoka teo agnolônany, ary nitare hoe: 'Tompo, manàgna faharetana aminà, de halôko aminao ny ra daôly'.\v 27 Noho zany ny tompon'zany mpiasa zany, de nalahelo, ka nagnafaka an'azy ary namela ny trosa tamin'azy.