plt-x-sihanaka_mat_text_reg/11/20.txt

1 line
413 B
Plaintext

\v 20 \v 21 \v 22 Avekeo Jesôsy nanomboka nitare mafy reo tanàna ze nanaovany ny ankabeazan'ny asany mahagaga, satria tsy nibebaka zareo. "Loza ho an'nareo, ry Betsaida! Ra natao takaigny Tyra sy Sidona reo asa mahagaga ze natao taketo aminareo, de efa ela no nibebaka tamin'ny lamba fisaonana sy lavenona zareo. Nefa ho moramora koko ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana mihoatra no ny an'nareo.