plt-x-sihanaka_mat_text_reg/09/23.txt

1 line
245 B
Plaintext

\v 23 Rafa tonga teigny amin'ny tranon'le magnam-paefagna Jesosy, de naita reo mpitsoka sodina sy reo vaôka nitabataba be Izy. \v 24 De ozy Izy hoe: "Mandeana, fa tsy maty le zazavavy, fa matory izy." Fa niome an'Azy tamin'ny fagnesôgna zareo.