plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/59.txt

1 line
307 B
Plaintext

\v 59 Naka ny faty Josefa, namono zany tamin'ny lamba rongony madio, \v 60 ary nampandray zany tamin'ny fasagna vaovao ze nolavahany tamin'ny vatolompy. De nanakodia vato ngeza hanôna ny varavaran'ny fasagna izy ary nivôka. \v 61 Maria Magdalena sy reo Maria hafa de teo, nipetraka teo ampitan'ny fasagna.