plt-x-sihanaka_mat_text_reg/19/13.txt

1 line
372 B
Plaintext

\v 13 Avy akeo nisy akizy madinika sasatsasagny ndesigny teo aminy mba hametrany tagnana amin'jareo ka hivavaka, fa nitare mafy an'jareo ny mpianatra. \v 14 Fa ozy Jesosy hoe: "Avelao ny akizy madinika, ary aza raragna izy reo hagnatona Any, satria ny fanjakan'ny lanitra de an'ny toy an'azy reo." \v 15Napetrany takeo amin'reo akizy ny tanany, ary avy akeo niala teo Izy.