plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/18.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 18 Lazaiko marigna aminareo, na ino na ino fehezinareo ety an-tany de ho fehezina aigny an-dagnitra; ary na ino na ino ambelanareo aketo an-tany de voavela aigny an-dagnitra.\v 19 De mbôla lazaiko aminareo ndre hoe: "Ra misy rôy aminareo magneky aketo an-tany ny am'ze retraretra angatahan'zareo, de ho hatao ho an'jareo amin'ny alaln'ny Raiko izay aigny an-dagnitra?.\v 20 Fa na aiza misy rôy na telo miara-miangona amin'ny Anarako, de akeo afovôn'jareo Za."