plt-x-sihanaka_mat_text_reg/18/07.txt

1 line
456 B
Plaintext

\v 7 Loza ho an'zao tontolo zao no ny fotônan'ny fagnafitôhinana! Fa ilaigna ny atongavan'zany fotôna zany, nefa loza ho an'ny ôla ze niavin'zany fotôna zany!\v 8 Ra miteraka fanafintohinana ho anao ny tagnanao na ny tongotrao, de tapao zany ary esory akeo aminao. Tsara koko ho anao ny mitsôfoka kilemaina na mandringa aigny amin'ny fiainana mandrakizay no ny ho very aigny amin'ny afo tsy mety maty amin'ny fananana tagnana rôy na tongotra rôy/.