plt-x-sihanaka_mat_text_reg/01/15.txt

1 line
481 B
Plaintext

\v 15 Elihoda no rain'i Eliazara, Eliazara no rain'i Matana,ary Matana no rain'i Jakoba.\v 16 Jakoba no rain'i Josefa ze vadin'i Maria, le niteraka an'i Jesôsy, ze natsona hoe Kristy.\v 17 Ny taranaka daôly nanomboka amin'i Davida de taranaka efatra ambefolo, mendoha amin'i Davida ka hatraigny amin'i fandroasana ho aigny Babylona de taranaka efatra ambefolo, ary manômboka amin'ny fandroasana ho any Babylona ka hatraigny amin'i Kristy de Kristy de taranaka efatra ambefolo.