plt-x-sihanaka_mat_text_reg/28/11.txt

1 line
475 B
Plaintext

\v 11 Ary raha mbola iny nande iny reo vevavy, indro, ny sasagny tam-reo mpiambina nankaigny amin'ny tanàn-dehibe ary nitare tamin'ny lohan'ny mpisorogna ny ra daôly ze nibôgna. \v 12 Rafa niaogna tam-reo lohan'ny mpisorogna ary nikoragna momban''ny ôla tamin-jareo, de nagnome vola be an-reo miaramila zareo reo \v 13 ary nitare an-zareo hoe: "Lazao am-reo sasagny hoe: 'Tonga tamin'ny andro aligna reo mpianatr'i Jesosy ary nangalatra ny vatany ra mbola natory zahay.'