plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/59.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 59 Naka ny faty Josefa, namono zany tamin'ny lamba rongony madio, \v 60 ary nampandray zany tamin'ny fasagna vaovao ze nolavahany tamin'ny vatolompy. De nanakodia vato ngeza hanôgna ny varavaran'ny fasagna izy ary nivôka. \v 61Maria Magdalena sy reo Maria hafa de takeo, nipetraka takeo ampitan'ny fasagna.