plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/54.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 54 Ary reo kapiteny sy reo ze nijery an'i Jesosy rafa naita ny horohoron-tany sy reo ra ze nitranga, de lasa natatra mafy ary nagnano hoe: "Zanak'Andriamanitra marina ty." \v 55Nisy Vevavy betsaka ze nagnaraka an'i Jesosy hatreigny Galilia mba hikarakara an'Azy takeo nitazagna avy aigny lavitra. \v 56 Tamin-jareo Maria Magdalena, Maria renin'i Jakoba sy Josefa, ary ny renin-reo zanakalan'i Zebedio.