plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/45.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 45 Ary nagnomboka tamin'ny ora fahenina de nandrakotra ny tany daôly ny aizina ka hatramin'ny ora fasivy. \v 46Takeo amin'ny ora fasivy, de nikikika tamin'ny feo mafy Jesosy ary nagnanao hoe: "Ely, Ely, lamà sabaktani?" Izay midika hoe: "Andriamanitro, Andriamanitro, naôgna no nandao Anà Enao?" \v 47Rafa reign'ny sasagny tamin-jareo ze nitsangana teo zany, de ozy zareo: "Miantso an'i Elia Izy."