plt-x-sihanaka_mat_text_reg/27/35.txt

1 line
291 B
Plaintext

\v 35 Rafa nofantsin-jareo tamin'ny azofijalina Izy, de nataon-jareo loka ny fizarana reo fitafiny,\v 36 ka nipetraka zareo ary nijanona niambina an'Azy. \v 37Takeo ambonin'ny lôny no nametran-jareo soratra milaza ny nanameloana an'Azy, ze mivaky hoe: "Ity no Jesosy, mpanjakan-reo Jiosy."