plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/71.txt

1 line
268 B
Plaintext

\v 71 Rafa nivôka ny vavahady izy, de nisy mpanompo vavy hafa naita an'azy ary nitare tam-reo ze takeo hoe: "Ity leila iany kô de niaraka tamin'i jesosy avy aigny Nazareta." \v 72 Mbola nandà ndre izy niaraka tamin'ny fianianana hoe: "Tsy fantatro zany leila zany!"