plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/59.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 59 Ary reo leiben'ny mpisorogna sy reo Synedriona daôly de nitsikaraka fempangana tsy marina mba handotogna an'i Jesosy, mba mety afahan-jareo momono an'Azy. \v 60 Tsy naita na ino na ino zareo, na de nisy mpijoro vavolombelona betsaka tsy marina tonga aza takeo. Ary kelikely avy akeo de nisy roey tonga nagnantogna takeo \v 61 ary nitare hoe: "Io leila io de nitare hoe: "Afaka mandrava ny Tempolin'Andriamanitra Za ary manangana izany ndre ao agnatiny telo andro."