plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/57.txt

1 line
310 B
Plaintext

\v 57 Ndesin'reo nisambotra an'Azy taigny amin'i Kaiafa mpisoronabe Jesosy, ze nivorian'ireo mpanora-dalàna sy loholona. \v 58 Fa Petera nagnaraka an'Azy avy aigny alavitra nankaigny amin'ny kianjan'ny mpisoronabe. Niditra takao agnatiny izy ary nepetraka niaraka tam-reo mpiandry rara mba hahita ze hefarany.