plt-x-sihanaka_mat_text_reg/26/55.txt

1 line
376 B
Plaintext

\v 55 Tam-zany andro zany Jesosy nitare tamin'ny vahôka hoe: "Tonga miaraka amin'ny antsy be sy sabô hisambotra an'Anà salan'ny jiolà ma nareo? Isan'andro de nipetraka nampianatra takeo amin'ny tempoly Za, fa tsy nosamborinareo. \v 56 Fa zany daôly zany de nibôgna mba hahatanteraka ze vôsoratr'ireo mpaminagny." Avy akeo niala an'Azy reo ny mpianatra daôly ka nilefa.